|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manatrika
Root  2 atrika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny
9 Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy
10 Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1]
Explanations in English  11 to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2]
12 to face, to meet face to face [1.7]
Explanations in French  13 faire face; assister à [1.8]
Examples  14  Avia manatrika, avia manoioana. [2.245#]
15  manatrika an' Ilaidama ve ianareo? [2.528#]
16  Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174]
17  Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470#166]
Combinations  18  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manatrika
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 20  mañatrika
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22 [Sihanaka] mitahy, manampy [1.78]

Anagrams  23 mañakatry, 24 manakitra, manakitrà, mañatrika, manatrika, 25 mikatrana

Updated on 2026/08/13