|
|
|
|

Entry (1/2) 1  misikina
Root  2 sikina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano
9 Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona
10 Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina
11 Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity [1.1]
Explanations in English  12 to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba [1.7]
Explanations in French  13 porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler [1.8]
Examples  14  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Synonyms  15 misiky
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misikina

Entry (2/2) 17  misikìna
Root  18 sikina
Part of speech  19  imperative of active verb misikina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  20 manisiky, 21 masikiny, 22 mikisina, misikìna, misikina

Updated on 2026/08/07