|
|
|
|

Entry 1  miverina
Root  2 verina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
9 tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
10 mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
11 mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
12 manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
13 miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
14 mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1]
Explanations in French  15 revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3]
Examples  16  niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3#828]
17  tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3#828]
Synonyms  18 manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Combinations  19  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miverina
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22