|
|
|
|

Entry 1  mody
Root  2 ody
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] miverina [1.78]
9 Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
10 Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
11 Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
12 Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Explanations in English  13 to go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
14 to go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Explanations in French  15 rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Combinations  16  28 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mody
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 domy, mody

Updated on 2026/04/21