|
|
|
|

Entry 1  mifotitra
Root  2 fotitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
9 Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
10 Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Explanations in English  11 inverted
12 incestuous
13 turning round as an enraged animal. [1.2]
14 to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Explanations in French  15 êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifotitra

Updated on 2026/04/20