|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mimpody
Root  2 ody
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 [Antambahoaka+Tanosy] miverina [1.78]
8 Miverina amin' ny toerana nielana [1.1]
Explanations in English  9 to return to its original state [1.7]
Explanations in French  10 revenir à son premier état [1.8]
Examples  11  Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293]
12  Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mimpody
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 15  mimpody
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 [Antambahoaka] maty [1.78]

Updated on 2026/04/21