|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitana
Root  2 tana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
9 Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
10 Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
11 Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
12 Mitahiry: Mitana lolompo [1.1]
Explanations in English  13 to lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Explanations in French  14 retenir, saisir [1.3#664, 1.8]
15 garder, arrêter [1.3#664]
16 arrêter (se dit de la police) [1.8]
17 [Sakalava-Mayotte] tenir, retenir, saisir [1.405]
Analogs  18  mamahatra, 19  mamikitra, 20  mihazona, 21  mitangazona, 22  mitangozana
Combinations  23  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitana

Entry (2/2) 24  mitanà
Root  25 tana
Part of speech  26  imperative of active verb mitana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  27 antima, 28 manaty, 29 matañy, mitanà, mitana, 30 tamany, 31 tamina

Updated on 2026/08/21