|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihazona
Root  2 hazona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
9 Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1]
Explanations in English  10 to hold, to grasp, to detain. [1.2]
11 to grasp, to retain [1.7]
Explanations in French  12 retenir, tenir; saisir [1.8]
Examples  13  Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]
14  Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471#19]

Entry (2/2) 15  mihazòna
Root  16 hazona
Part of speech  17  imperative of active verb mihazona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  18 manohiza, mihazòna, mihazona, 19 mihozana

Updated on 2026/08/24