|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitangazona
Root  2 tangazona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1]
Examples  9  Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia. [2.472#72]

Entry (2/2) 10  mitangazòna
Root  11 tangazona
Part of speech  12  imperative of active verb mitangazona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mitangazòna, mitangazona, 13 mitangozana, mitangozàna

Updated on 2026/08/24