|
|
|
|

Entry 1  maty
Root  2 faty
Part of speech  3  participle
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 Afaka aina, tsy velona intsony: Maty omaly ilay sakanay be volo
12 Voakapoka mafy: Matin' i Dada aho raha manao izany
13 Tsy afa-miasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ilany ka mandringa izy ~ Maty ny famantaranandroko ~ Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra
14 Tsy mirehitra intsony, milentika, tsy hita intsony (afo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako ~ Efa maty ny masoandro
15 Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin' ny loka izy
16 Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany ~ Fiteny maty izany
17 Asiana izaitsizy: Matin' ny hafanana aho izany
18 Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-pampana: Matin' ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony ~ Matin-kambo ~ Matimatim-boninahitra [1.1]
Explanations in English  19 dead [1.2, 1.7]
20 gone out as a lamp, or a fire [1.2]
21 paralyzed (of the limbs) [1.7]
Explanations in French  22 mort [1.3#437, 1.8, 1.196]
23 paralysé (se dit des membres du corps) [1.8]
24 paralysé [1.196]
Examples  25  Tsy te-ho faty aho! [2.529#87]
26  voatsipy tany anaty rano avokoa, hono, izy rehetra ka maty. [2.293]
27  Maty marina ireo olona ireo, tompoko! [2.324]
28  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4#7]
29  Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470#172]
Analogs  30  dangy, 31  diso, 32  fohatra, 33  jedana, 34  jihitra, 35  jingy, 36  lasa, 37  lasa, 38  lasan, 39  lasan, 40  latsaka, 41  mandry, 42  manjahana, 43  miamboho, 44  miondambato, 45  mitsitra, 46  modimandry, 47  nivoaka, 48  nody, 49  rabevoina, 50  rabevoina, 51  ratompokolahy, 52  ratompokolahy, 53  ratompokovavy, 54  ratompokovavy, 55  tapitra, 56  tsy, 57  tsy
Combinations  58  142 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maty
Proverbs  59  Proverbs containing that word

Anagrams  maty, 60 mita, mità, 61 tamy

Updated on 2026/08/19