|
|
|
|

Entry 1  mitsitra
Root  2 tsitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
9 Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1]

Updated on 2026/04/20