Entry | 1 manopy maizina |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Time |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina [1.1] |
Explanations in French |
5 Quand la nuit approche : crépuscule. [2.415] |
Elementary words | 6 manopy, maizina |
Updated on 2023/04/16 |