|
|
|
|

Entry (1/3) 1  manopy
Root  2 topy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
9 Manipy [1.1]
Explanations in English  10 to glance at
11 to throw water, etc., on [1.7]
Explanations in French  12 jeter un coup d'oeil sur
13 asperger d'eau [1.8]
Examples  14  Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470#62]
15  Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583#4]
Combinations  16  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manopy

Entry (2/3) 17  mañopy
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19 [Antesaka] miambina, miandry [1.78]

Entry (3/3) 20  mañopy
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22 [Antesaka] mamela vatsy [1.78]

Anagrams  23 inampo, manopy, mañopy, 24 pamony

Updated on 2026/08/15