| Entry | 1 maizina |
| Root | 2 aizina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
22 Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely
23 Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny 24 Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao 25 Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1] |
| Explanations in English |
26 dark, gloomy, dismal
[1.2] 27 dark, gloomy [1.7] |
| Explanations in French |
28 obscur, ténébreux
[1.3, 1.8, 1.5] |
| Examples |
29 maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra
[2.324]
30 mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470] 31 amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472] 32 maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3] 33 maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3] |
| Combinations | 34 21 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maizina |
| Proverbs | 35 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 36 aminazy, maizina |
| Updated on 2026/04/21 |
|