|
|
|
|

Entry 1  mangataka
Root  2 hataka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
9 Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny
10 Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1]
Explanations in English  11 to beg [1.2, 1.7]
12 to ask [1.2]
13 to ask for something [1.7]
Explanations in French  14 demander; mendier [1.8]
Examples  15  Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558]
16  Koa mangataka olona aminao aho. [2.508#203]
17  Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314#107]
Analogs  18  mananty an-tanan-droa, 19  manao hatak' adala, 20  manao hata-maso, 21  manao hatapiso, 22  miambezo, 23  miangavy, 24  miangola, 25  miangoty, 26  mierina, 27  mifendrofendro, 28  mihanta, 29  mikonetaka, 30  milela-paladia, 31  mitalaho, 32  mitambitamby, 33  mitampesona, 34  mitofendro, 35  mitomany ambony fe, 36  mitosy, 37  mivavaka
Combinations  38  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangataka
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22