Entry (1/2) | 1 mitosy (tosy) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Game |
Explanations in Malagasy |
4 Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mitosy (tosy) |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 16 miotsy, mitosy |
Updated on 2020/07/31 |