|
|
|
|

Entry 1  miangavy
Root  2 angavy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
9 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
Explanations in English  10 to request, to entreat, to crave. [1.2]
11 to beg, to entreat [1.7]
Explanations in French  12 prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
Examples  13  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  miangavy, 15 mivainga

Updated on 2026/04/21