| Entry (1/2) | 1 mihanta |
| Root | 2 hanta |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
9 Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko 10 Mitalaho, milela-paladia 11 Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be spoiled (of a child)
[1.7] |
| Explanations in French |
13 demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté)
[1.3#215] 14 être gâté (se dit des enfants) [1.8] |
| Examples |
15 Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
[2.470#38]
|
| Combinations | 16 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihanta |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 18 mihanta |
| Root | 19 hanta |
| Part of speech | 20 imperative of active verb mihanta [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3#215] |
| Anagrams | mihantà, mihanta |
| Updated on 2026/08/18 |
|