|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandamina
Root  2 lamina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
9 Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
Explanations in English  10 to arrange, to set in order [1.2]
Explanations in French  11 arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Examples  12  Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [2.48#692]
Synonyms  13 mamboatra, mampirina, mampirindra, manalaolana, mandahatra, mandanto, mandravona, mandrindra, mikajikajy, mikarakara, mikirakira, mikojakoja
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandamina

Entry (2/2) 15  mandamìna
Root  16 lamina
Part of speech  17  imperative of active verb mandamina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mandamìna, mandamina

Updated on 2026/08/15