| Entry (1/2) | 1 mandrindra |
| Root | 2 rindra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
9 Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to set in order, to arrange; to reconcile
[1.7] |
| Explanations in French |
11 arranger, mettre en ordre; réconcilier
[1.8] |
| Examples |
12 manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
[2.445#]
13 Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#] |
| Entry (2/2) | 14 mandrindrà |
| Root | 15 rindra |
| Part of speech | 16 imperative of active verb mandrindra [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | mandrindra, mandrindrà |
| Updated on 2026/08/15 |
|