| Entry | 1 mandahatra |
| Root | 2 lahatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
9 Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy 10 Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1] 11 mamorona lahatsoratra [1.13] |
| Explanations in English |
12 to arrange; to set type; to make a speech
[1.7] |
| Explanations in French |
13 bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours
[1.8] 14 ranger, ordonner; rédiger [1.13] |
| Examples |
15 Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny;
[2.245#]
16 Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298#] 17 Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606#] |
| Combinations | 18 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandahatra |
| Updated on 2026/04/20 |
|