|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamihina
Root  2 fihina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba [1.1]
Explanations in English  9 to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
10 to press, to clasp, to clutch [1.7]
Explanations in French  11 serrer, embrasser [1.8]
Examples  12  ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
13  Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Analogs  14  mambeda, 15  mambomba, 16  mamia, 17  mangaika, 18  mangehy, 19  mangeja, 20  mangia, 21  manohona, 22  manomba, 23  manotrona, 24  mibeda
Combinations  25  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamihina

Entry (2/2) 26  mamihìna
Root  27 fihina
Part of speech  28  imperative of active verb mamihina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mamihìna, mamihina, 29 mihamina, mihamìna

Updated on 2026/08/19