|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manotrona
Root  2 otrona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
9 Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina
10 Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1]
Explanations in English  11 to escort [1.7]
Explanations in French  12 escorter, accompagner [1.8]
Examples  13  Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#101]

Entry (2/2) 14  manotròna
Root  15 otrona
Part of speech  16  imperative of active verb manotrona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  17 manonotra, manotròna, manotrona

Updated on 2026/08/24