|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mangaika
Root  2 gaika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako
9 Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana
10 Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English  11 to tie, to bind together, to grasp
12 fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [1.2]
Examples  13  Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa. [1.369#]
Other spellings  14 managaika
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangaika
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  mangaika
Root  18 haika
Part of speech  19  active verb
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
Explanations in Malagasy  23 [Tanala] miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [1.78]
24 Miantso mba ho tonga, mamory [1.1]
Explanations in English  25 [Provincial] same as mihaika [1.2]

Anagrams  mangaika, 26 mangiaka, 27 miakanga

Updated on 2026/04/22