|
|
|
|

Entry 1  maizimaizina
Root  2 maizina
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 manjombonjombona
7 an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [1.1]
Explanations in French  8 un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule [1.3]
Examples  9  maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470]
10  Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471]
11  Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472]

Updated on 2026/04/19