|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manamaizina
Root  2 maizina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [1.1]
Explanations in English  9 to darken, to make dark [1.2]
10 to make dark [1.7]
Explanations in French  11 obscurcir [1.3, 1.107, 1.8]
12 plonger dans l'obscurité [1.3, 1.8]
Examples  13  ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324]
14  manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3#12]

Entry (2/2) 15  manamaizina
Root  16 maizina
Part of speech  17  imperative of active verb manamaizina [Full list]

Anagrams  manamaizìna, manamaizina

Updated on 2026/08/22