Entry | 1 aizina (izina) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 Darkness [1.7] |
Explanations in French |
4 Obscurité [1.3, 1.8] 5 Ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles) [1.3] |
Examples |
6 tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina [2.324] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word aizina |
Updated on 2023/06/05 |