|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mafana
Root  2 fana
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano
6 Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany
7 Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana
8 Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!
9 Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1]
Explanations in English  10 warm, hot [1.2, 1.7]
Explanations in French  11 chaud; qui a chaud [1.8]
Examples  12  sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470#39]
13  Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472#128]
Analogs  14  afa, 15  mafotaka, 16  mahalala, 17  mahamay, 18  mahavotsotra, 19  mampitsovaka, 20  mandevy, 21  mandoro, 22  manevoka, 23  mangotraka, 24  mangotraka, 25  marimaritra, 26  matimaty, 27  mavaivay, 28  midaindaina, 29  migaingaina, 30  mivadibadika, 31  ngorovitsika
Combinations  32  20 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mafana
Proverbs  33  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 34  Mafana
Elementary words  35 mafana
Part of speech  36  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  37  Geography: towns

Anagrams  38 famana, Mafana, mafana, 39 manafa

Updated on 2026/08/13