| Entry | 1 mandoro |
| Root | 2 doro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
9 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga 10 Manao: Mandoro arina [1.1] |
| Explanations in English |
11 to burn
[1.7] |
| Explanations in French |
12 brûler
[1.8] |
| Examples |
13 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
[2.470#46]
14 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144] |
| Analogs | 15 mampirehitra, 16 manatsetsaka, 17 manatsolo, 18 mandotra, 19 mandrehitra |
| Combinations | 20 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandoro |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mandoro, 22 mondrao |
| Updated on 2026/04/22 |
|