| Entry | 1 levona |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
12 Lany: Levon' ny omby ny varinay 13 Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko 14 Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro 15 Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy 16 Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1] |
| Explanations in English |
17 consumed; utterly destroyed; dissolved, digested
[1.7] |
| Explanations in French |
18 consumé, anéanti; dissout; digéré
[1.8] |
| Examples |
19 levona ny harena be.
[2.59#287]
20 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324] |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Anagrams | levona, 22 velona, 23 volena |
| Updated on 2026/04/21 |
|