|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandevona
Root  2 levona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika
9 Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona
10 Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto
11 Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano
12 Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika [1.1]
Explanations in English  13 to consume, to destroy; to dissolve, to digest [1.7]
Explanations in French  14 détruire, anéantir; dissoudre, digérer [1.8]
Examples  15  Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny. [2.606#]
16  Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#]

Entry (2/2) 17  mandevòna
Root  18 levona
Part of speech  19  imperative of active verb mandevona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  20 manandevo, mandevòna, mandevona

Updated on 2026/08/15