|
|
|
|

Entry 1  levonina
Root  2 levona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao
9 Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako
10 Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo
11 Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy
12 Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [1.1]
Explanations in English  13 to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested [1.7]
Explanations in French  14 qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré [1.8]
Combinations  15  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word levonina

Anagrams  levonina, 16 vinelona

Updated on 2026/04/19