|
|
|
|

Entry 1  mihalevona
Root  2 levona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 s'amenuiser, se consumer [1.66]
Examples  8  Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [2.996]
9  Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66#27]
10  Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38#376]

Updated on 2026/04/20