| Entry | 1 alavo |
| Root | 2 lavo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Azera amin' ny tany, apotraka
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be thrown down
[1.2] 10 to be thrown down, to be felled [1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on fait tomber (à partir d'une position debout)
[1.8] |
| Examples |
12 alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka.
[1.437#]
13 alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#] 14 ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#] |
| Anagrams | alavo, 15 alova, 16 valao, 17 voalà, voala |
| Updated on 2026/08/18 |
|