| Entry | 1 lavina |
| Root | 2 la |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
9 laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10] 10 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko 11 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako 12 Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1] |
| Explanations in English |
13 to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated
[1.2] 14 to be refused, to be denied [1.7] |
| Explanations in French |
15 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites
[1.3] 16 qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6] 17 qu'on nie [1.8, 1.6] 18 qu'on renie; qu'on rejette [1.8] |
| Examples |
19 Angaha koa inoa ho azonao lavina?
[2.643#64]
20 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15] 21 Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#] |
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 23 lavany, lavina, 24 vanila, 25 vilana |
| Updated on 2026/04/21 |
|