|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lalina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  20 Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
21 Mangitsokitsoka
22 Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
23 Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy [1.1]
Explanations in English  24 deep [1.2, 1.7]
25 profound [1.2]
Explanations in French  26 Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [1.3]
27 profond [1.3, 1.8]
Examples  28  Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Antonyms  29 marivo
Combinations  30  16 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lalina
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 32  lalina
Part of speech  33  noun
Explanations in French  34 [Tanosy] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [1.196]
Vocabulary  35  Botany

Updated on 2026/04/22