|
|
|
|

Entry 1  manalalina
Root  2 lalina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony
8 Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1]
Synonyms  9 mankalalina

Updated on 2026/04/22