Entry | 1 karilahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 Un habile homme qui sait se tirer d'affaire; un coquin [1.3#315] |
Examples |
4 Endre tabataba re izany, Fa ireo karilahy ihany; [1.437#] 5 Izay nitranga tamin'izay, fa niafonafona tamin'ny hatezerana nihidy vazana ireo karilahy tsy nahazo vola sy tsy nahatratra éntana, ka ny teny an-kodi-dRangahy no hifandriatany. [2.588#] |
Elementary words | 6 kary, lahy |
Updated on 2023/06/19 |