| Entry | 1 hamba |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [Antesaka] kambana: zaza hamba
[1.78] 8 [Bara] kambana [1.78] 9 Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io 10 Fiatoatoana raha miteny. [1.1] |
| Explanations in English |
11 indecision, hesitation
[1.2] |
| Explanations in French |
12 [Antesaka] état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac)
[1.82] |
| Vocabulary | 13 Emotions |
| Synonyms | 14 hambahamba |
| Analogs | 15 miahanahana, 16 miahotrahotra, 17 Mihambahamba, 18 miherohero, 19 misalasala |
| Updated on 2026/04/22 |
|