|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihambahamba
Root  2 hambahamba
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao
9 Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
Examples  10  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470#29]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihambahamba

Entry (2/2) 12  mihambahambĂ 
Root  13 hambahamba
Part of speech  14  imperative of active verb mihambahamba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihambahamba, mihambahambĂ 

Updated on 2026/08/19