|
|
|
|

Entry 1  hambahamba
Root  2 hamba
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
23 fiatoatoana raha miteny.
24 mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [1.1]
Explanations in English  25 indecision, hesitation [1.2]
Examples  26  Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy. [2.298#]
Synonyms  27 hamba

Updated on 2026/04/22