| Entry | 1 miahanahana |
| Root | 2 ahanahana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny
[1.1] |
| Explanations in English |
8 to hesitate
[1.2, 1.7] 9 to waver, to fluctuate, to be perplexed. [1.2] 10 to doubt [1.7] |
| Explanations in French |
11 s’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant)
[1.3] 12 hésiter, être dans le doute [1.8] |
| Analogs | 13 miakanakana |
| Updated on 2026/04/22 |
|