|
|
|
|

Entry (1/2) 1  folaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony
19 Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo
20 Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra
21 Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao
22 Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1]
Explanations in English  23 broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7]
Explanations in French  24 fracturé [1.13]
Examples  25  Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503#6]
26  Inona ary izany : folaka antsy fotsy? [2.69#261]
27  folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643#210]
Analogs  28  maninta, 29  mihodivitra, 30  miholaitra, 31  miolana, 32  mioritra, 33  mipika, 34  mivika, 35  oritra, 36  pitsoka, 37  tapaka
Combinations  38  18 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word folaka
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 40  folaka
Part of speech  41  noun
Explanations in French  42 foulure, fracture [1.13]
Combinations  43  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word folaka

Anagrams  44 falako, folaka, 45 kolafa

Updated on 2026/04/22