|
|
|
|

Entry 1  mipika
Root  2 pika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra
9 Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany
10 Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko
11 Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja
12 Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato
13 Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao [1.1]
Explanations in English  14 to tick, as a clock etc.
15 to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife [1.7]
Explanations in French  16 faire tic tac comme une horloge
17 se fermer avec un bruit sec
18 se plier comme un parapluie, un canif [1.8]
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mipika

Anagrams  20 akimpy, 21 kimpay, 22 mipaky, mipika

Updated on 2026/04/20