|
|
|
|

Entry 1  folahina
Root  2 folaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo
9 Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany
10 Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao [1.1]
Explanations in French  11 Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige [1.3#182]
Examples  12  Taitran' ilay fiarakodia ilay omby folahina ka nanivaka saika hanitsy tranon' olona. [2.472#65]
13  Tsy azon-dRenilezo folahina hanaraka izay heviny akory, fa mandeha hafa mihitsy ny azy. [2.324]
14  Aza manary ny mason-karem-pahalalana, fandrao tonga tahaka ny biby folahina ka tsy mahay afa-tsy izay ampianarma azy. [2.285#16]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 fañiloha, 17 fanolahy, folahina

Updated on 2026/04/21