|
|
|
|

Entry 1  mihodivitra
Root  2 hodivitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity
9 Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
10 Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
11 Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
12 Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
13 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona [1.1]
Explanations in English  14 to turn aside; to be untrustworthy [1.7]
Explanations in French  15 se détourner; faire des détours [1.8]
Analogs  16  Mibirioka, 17  Mibisioka, 18  mibolidy, 19  mivaona, 20  miviona
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22