|
|
|
|

Entry 1  ankoatra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
Explanations in English  5 beyond; over and above [1.7]
Explanations in French  6 au-delà de [1.3, 1.8]
Examples  7  Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356#42]
8  Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499#71]
Combinations  9  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ankoatra

Anagrams  10 akotrana, ankoatra, 11 antoraka, 12 karatona, 13 karotana

Updated on 2026/04/19