|
|
|
|

Entry 1  anadahy
Elementary words  2 anaka, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. [1.10#A.499]
10 Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [1.1]
Explanations in English  11 A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [1.2]
12 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
13 The brother of a woman [1.7]
Explanations in French  14 Frère d'une soeur [1.54]
15 Le frère d'une femme [1.8]
Examples  16  Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470#142]
17  Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191]
18  Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174]
Vocabulary  19  Relationships: family
Analogs  20  anabavy, 21  rahalahy, 22  rahavavy
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22