|
|
|
|

Entry 1  rahalahy
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
11 Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
Explanations in English  12 A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
13 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
14 The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
Explanations in French  15 Frère d'un frère [1.54]
16 Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Examples  17  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
18  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
19  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Vocabulary  20  Relationships: family
Analogs  21  anabavy, 22  anadahy, 23  rahavavy
Combinations  24  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rahalahy
Proverbs  25  Proverbs containing that word
Article  26 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/22