|
|
|
|

Entry 1  afakampitso
Elementary words  2 afaka, 3 ampitso
Part of speech  4  adverb [Full list]
Morphology 
5  Simple :
Explanations in English  6 The day after to-morrow. [1.2]
Examples  7  Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471#36]
8  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#14]
9  Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472#246]
Vocabulary  10  Time

Anagrams  afakampitso, 11 fampitsoaka

Updated on 2026/04/19